Teny mitovitovy amin'ny ny basivava> gazetiny, tamin’ny taona 1910. teny kely foana no nifandonany tamin’ny « libre\-penseur » tamin’ny fotoana izany. ary ny fanenjehana azy tsy nianina mihitsy raha tsy niafara tamin’ny fanaovana sesitany azy tany mayotte 1916 tao aorianana ny nanamelohana azy hanao asa an\-terivozina ny taona 1915 tao figadrana antanimora. nony tafaverina anefa izy dia, mainka niditra lalina tamin’ny fanaovan\-gazety ary namorona mihitsy ny <1sakafontsaina
tsy misy